Entrée kodiakely
Mots élémentaires kodia ; kely
Partie du discours nom
Explications en malgache Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin' ny enina ny lafiny enina, ka anaovana lalao na loka
Mitovy hevitra: taikely [1.1]
Explications en français Dés, jetons pour jouer [1.3]
 [1.13]
Exemples Filokana no karazan-dalao itarihana ny olona : kodiabe, kodiakely, soavalikely, hatramin' ny toraka kapoaka foana aza. [2.332]
Vocabulaire 
Mots composés 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/08/11