Entrée kitsangana (tsangana)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry misy vodiny azo hanina ary maniry an-tampon-tanety toy ny avoko saingy ny bika sy ny tsirony samy hafa (Pycnoncuron junciforme) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Pycnoncuron junciforme
Citations 

2013/01/30