Entrée | 1 izatsy |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Radical | 3 itsy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? |
Explications en français |
5 [1.5] celui ou celle qui est là, ce qui est là |
Exemples |
6 [2.366] Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy. 7 [2.529] avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro. |
Tableaux et planches |
8 Tous les pronoms |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |