Entrée izarỳ (irỳ)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [1.1]
Explications en anglais Those quite far away (not in sight) [1.7]
Explications en français Ceux-là, assez loin (pas visible) [1.8]
Exemples Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka. [2.643]
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/21