|
|
|
|

Entrée (1/2)1  isika
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy
4 manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
5 Samy olombelona mety diso daholo isika.
6 (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia
7 izahay no ampiasaina:
8 Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
Explications en anglais  9 we, including the speaker and the spoken to.
10 Compare izahay.
11 [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2]
12 we (including those addressed) [1.7]
Explications en français  13 nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
14 nous (inclusif) [1.5, 1.8]
Analogues  15  antsika, 16  ntsika
Tous les mots composés  17  4 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  18  Tous les pronoms

Entrée (2/2)19  ïsika
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21 hira [Sihanaka] [1.78]
Synonymes  22 hosika

Anagrammes  23 Akisy, 24 isaky, 25 ïsika, isika, 26 saiky

Mis à jour le 2025/11/17