|
|
|
|

Entrée1  ireroa
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Radical  3  iroa
Dérivés 
4  Pronoms :
Explications en malgache  5  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa
Explications en anglais  6  [1.7] those far away (in sight) plur. of iroa
Explications en français  7  [1.8] ceux-là, bien loin (visibles), plur. de iroa
Exemples  8  [2.69] Ry mpiandry gisa ireroa!
9  [1.281] ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony.
Tableaux et planches  10  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/07/29