|
|
|
|

Entrée1  ianareo
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo
4 ka atao teny lazaina:
5 Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko. [1.1]
Explications en anglais  [hianareo] 6 you, ye [1.2]
Explications en français  [hianareo] 7 vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux
8 entre époux.
9 (Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza?
10 Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède
11 pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka.
12 Mais, c'est que je t'ai attendu. [1.3]
13 vous (pluriel); tu, toi [1.5]
Analogues  14  anareo, 15  nareo
Tableaux et planches  16  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/11/13