Entrée hitsivolana
Mots élémentaires hitsy ; volana
Partie du discours nom
Explications en malgache Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna [1.1]
 Didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana [1.13]
Explications en français Ordonnances [1.13]
Exemples 
1Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity. [1.384]
2Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao. [2.114]
Vocabulaire 
Synonymes ordonansy

Mis à jour le 2023/06/02