Entrée |
hetaheta
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Famaizana hisotro: Main' ny hetaheta aho izany Faniriana mafy hanana; fitsiriritana tsy mety afa-po [1.1]
|
Explications en anglais | Thirst [1.7]
|
Explications en français | Soif [1.8]
|
Exemples | Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao.
[2.117]
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
hetaheta
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | Strong desire [1.7]
|
Explications en français | Désir ardent [1.8]
|
Exemples | Mbola tao am-pon' ny rehetra ny hetaheta fahaleovantena.
[2.356]
|
Vocabulaire |
|