Entrée hazofijaliana (hazo, jaly)
Partie du discours nom
Définition malgache Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  lakroa
Exemples 
1teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [Wresinski: Mahantra]
3Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [Profita: Ranary]

Entrée hazofijaliana (hazo, jaly)
Partie du discours nom
Définition française  [Merina] (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Passiflora incarnata

2019/08/17