Entrée gama
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: gamme.
Autres orthographes 
Analogues  do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ la ~ si
Illustrations 

Mis à jour le 2023/11/26