Entrée fotibaolina
Partie du discours nom
Explications en malgache [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes foty
Origine Français: football.

Mis à jour le 2020/07/31