Entrée fitenenana (teny)
Partie du discours nom
Explications en malgache Famoahana feo misy heviny: An' ny olombelona ihany ny titane-nana
Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian' ny Filohan' ny fikambanana
Filazana: Nahazofitenenana izahay mba tsy hamela na an' iza na an' iza handeha eto
Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian' ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso"
(Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin' ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny" dia ohabolana) [1.1]
Explications en anglais The act of speaking, a manner of speaking, an expression, the right to speak in a meeting [1.7]
Explications en français Action de parler ; manière de parler, locution ; le droit de prendre la parole [1.8]
Exemples 
1Tsy ohabolana izany fa fitenenana. [2.285]
2Inona no hevitrao momba io fitenenana io? [2.314]
3Handray fitenenana alohan' izany rehetra izany ve aho? [2.245]
Vocabulaire 
Titres Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra
Ny Fitsipi-pitenenantsika (Ratrema William)

Mis à jour le 2023/08/12