Entrée finoanoam-poana (ino, foana)
Partie du discours locution
Explications en anglais Superstition [1.7]
Explications en français Superstition [1.8, 1.5, 1.66]
Exemples 
1misy finoanoam-poana ny mihevitra fa ny fitoeran-tsira mivadika dia manambara loza (il y a de la superstition à croire qu'un salière renversée présage un malheur) [1.66]
2Ny vahoaka any India koa dia firenena mino ny tody, sahala amin' ny Malagasy, saingy efa tafiditry ny finoanoampoana marobe ny azy, ka tonga fahalemena indray aza izany ankehitriny. [1.316]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31