Entrée |
fiarakodia
|
Mots élémentaires | fiara ; kodia |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly [1.1]
|
Explications en anglais | A carriage, a chariot, a wagon, a chaise. [1.2]
|
| An automobile [1.7]
|
Explications en français | Automobile [1.8]
|
Exemples |
1 | Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia.
[2.472]
|
2 | Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy.
[2.356]
|
3 | Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy.
[2.4]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
|