Entrée fiantrana (antra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra
Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny [1.1]
Explications en anglais Compassion [1.2, 1.7]
 Charitableness, alms, alms-deeds, pity [1.2]
 Help given to the poor [1.7]
Explications en français L'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes) [1.3]
 Secours, aumône [1.8]
Exemples 
1Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [1.369]
2ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470]
3Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529]
Vocabulaire 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20