Entrée fehezanteny
Mots élémentaires fehezana ; teny
Partie du discours nom
Explications en malgache Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana) [1.1]
Explications en français Phrase, énoncé [1.13, 1.5]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/08