Entrée faribolana
Mots élémentaires fari- (faritra) ; volana
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany [1.1]
Explications en anglais A circle, a circumference, a circuit [1.2]
 A circle [1.7]
Explications en français Cercle [1.8]
Exemples Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema. [2.356]
Vocabulaire 
Mots composés 

Entrée faribolana
Partie du discours nom
Explications en anglais A children's game of making circles. [1.2]
Exemples Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5]
Vocabulaire 

Entrée fari-bolana
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza sary vorivory [1.1]

Mis à jour le 2023/11/04