Entrée fanoherana (tohitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano
Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna
Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika [1.1]
Explications en français L'action de résister, le motif [1.3]
Exemples 
1Andriampanoha no nitarika ny fanoherana. [2.508]
2Io lalimoara fasiana lamba io no mariky ny fanoherana. [1.369]

Entrée fanoherana
Partie du discours nom
Explications en français  [Merina] Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau. [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/01/08