Entrée fandraribola (roritra, vola)
Partie du discours nom
Explications en malgache Kilalao ahitana ankizy mizara roa mifanao an-kilany sy an-daniny ka mifandrirotra tady lava iray; izay an-daniny tsy mahatohitra fa manaraka ny an-kilany no resy [1.1]
Explications en anglais A corruption of the word fandroribola [1.2]
Vocabulaire 
Synonymes fandroribahy
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31