Entrée fananimpitoloha (fanany, fito, loha)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fananina izay voalaza fa fito ny lohany [1.1]
Explications en français Serpent fabuleux à sept têt [...] [texte complet dans 1.54]
Exemples 
1ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. [2.69]
2Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io Fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [2.508]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31