Entrée fanalampiery
Mots élémentaires fanala ; fiery
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes alam-piery ~ fangalam-piery

Mis à jour le 2023/12/20