Entrée eseka
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena [1.1]
Explications en anglais Chess [3.1]
 échec [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: échec.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31