Entrée | demôkraty | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Olona mandala ny demôkrasia [1.62] | |
Explications en anglais | Democrat [3.1] | |
Explications en français | Démocrate [3.1] | |
Exemples | Raha izany no miseho, tsy misy demokraty hanohitra fifidianana, tsy hisy afaka handà ny didy avoakan' io fifidianana io.
[4.27] | |
Vocabulaire | Politique | |
Origine | Français: démocrate. | |
Analogues | demôkrasia ~ demôkratika | |
Mis à jour le 2020/07/31 |