Entrée | bakteria | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa [1.1] | |
Anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany [1.13] | ||
Explications en français | Bactérie [1.13] | |
Vocabulaire | Santé | |
Origine | Français: bactérie. | |
Anagrammes | atrebika, bakteria |
Mis à jour le 2020/07/31 |