|
|
|
|

Entrée1  -areo
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3  Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1]
Explications en anglais  4  Your, yours; by you. It is plural.
Rainareo [ray]: your father.
Efanareo [efa]: finished by you.
When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
5  your; done by you (plural) [1.7]
Explications en français  6  De vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na. Katsakareo: votre maïs. Fantatrareo: connu de vous. Razanareo: vos ancêtres. [1.3]
7  De vous, par vous. [1.5]
8  à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
Analogues  9  nareo, ianareo, anareo
Tableaux et planches  10  Tous les pronoms

Anagrammes  11 aore, 12 -areo, 13 erao, 14 eroa, 15 orea

Mis à jour le 2025/09/12