Entrée | arahaba nieran' ny loza amin' antambo | |
Mots élémentaires | arahaba ; miera ; loza amin' antambo | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1] | |
Vocabulaire | Etiquette | |
Synonymes | arahaba tsy maty fo aman' aina | |
Mis à jour le 2023/11/20 |