Entrée angamenavava
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaran-kafa ilazana ny rameva [1.1]
Explications en anglais A camel [1.2]
Explications en français Dromadaire [1.54]
Exemples Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao; [2.996]
Vocabulaire 
Analogues  angamia ~ rameva
Proverbes 

Entrée angamenavava
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibikely toa misy afo mazava amin' ny alina. Roa karazana izy ireny:
-- ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon' ny Vahiny hoe Glow worm na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon' ny olona hoe Tainkankana;
-- ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin' ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly) [1.1]
Explications en anglais The fire-fly [1.2]
 A firefly [1.7]
Explications en français Ver luisant [1.8]
 Luciole [3.1]
Exemples 
1angamenavava hariva, ka samy mitsilotsilo izay halehany [2.345]
2Efa fantatsika fa ny biby atao hoe Angamenavava dia misy hazavana saiky tahaka ny afo aza, raha mandeha alina izy [1.357]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  tainkankana

Mis à jour le 2023/08/17