| Entrée | 1 anay |
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay
4 raha atao teny fameno: 5 Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, 6 na atao teny milaza tompon-javatra: 7 Anay ny fandresena! [1.1] |
| Explications en anglais |
8 Us, ours (but not yours); used as accusative or possessive plural
9 of aho, or izaho. [1.2] 10 us (exclusive - as object); ours [1.7] |
| Explications en français |
11 (excluant ceux à qui l'on parle). Nous, à nous.
12 Aza mitora-bato anay: ne nous lancez pas des pierres. 13 Anay ireo voankazo ireo: ces fruits sont à nous. 14 Anay ny miambina anio alina: c'est à nous 15 à faire la garde la nuit prochaine. 16 Anay ho anay izany: c'est notre affaire. [1.3] 17 Nous, à nous [1.5] 18 nous (exclusif - objet); nôtre. [1.8] |
| Analogues | 19 izahay, 20 nay, 21 nyanay |
| Tous les mots composés | 22 hianao no anay |
| Tableaux et planches |
23 Tous les pronoms |
| Anagrammes | 24 aina, a~ina, 25 anay, 26 i~ana, iana |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|