| Entrée | 1 anao |
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 ianao
[Tanala]
[1.78] 4 Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao 5 raha atao teny fameno: 6 Mijery anao izy; 7 na raha atao milaza tompon-javatra: 8 Anao ve itỳ 9 trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ? [1.1] |
| Explications en anglais |
10 Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case
11 of hianao. (Fiji angao.) [1.2] 12 you (singular, as object); yours [1.7] |
| Explications en français |
13 Toi, te, à toi, à ton tour.
14 Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. 15 Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. 16 Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. 17 Anao ho anao izany: c'est votre affaire. [1.3] 18 Te, toi. [1.5] 19 vous (singulier - objet); vôtre. [1.8] 20 Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier). [Tanala] 21 1. (sujet): tu, toi. 22 2. (complément): te, à toi. 23 Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [1.6] |
| Exemples |
24 Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako.
[2.470#]
25 Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao. [2.270#] 26 Nefa natory tsara ny fahitako anao. [2.332#] |
| Analogues | 27 ianao, 28 nao |
| Tous les mots composés | 29 8 combinaisons de ce mot |
| Tableaux et planches |
30 Tous les pronoms |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|