Entrée ampongatany
Partie du discours nom
Explications en malgache Atao koa hoe Amponga fandrotrarana: fandrotrarana mihenjana amin' ny tsatoka kely anankiroa no aingain' ny tapa-kazo kely eo ambonin' ny lavaka voarakotra tain' omby maina ary dia velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa. (Kilalaon' ny ankizy) [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31