|
|
|
|

Entrée1  Tsiarombavy
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Vocabulaire  3  Histoire: clans, tribus
Explications en malgache  4  Ny vehivavy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka fahiny izay niforona ho toy ny foko iray mihitsy [1.1]
Exemples  5  Ato ny Mainty telo toko, ny tsiarombavy, ny Manendilahy, ny fananan' ny Manisotra; [2.857#]

Mis à jour le 2024/10/21