Entrée Ratompokolahy
Mots élémentaires ra- ; tompoko ; lahy
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Explications en français Feu [1.66, 1.5]
 Le défunt, le regretté [1.5]
Exemples 
1ary Ingahy (Ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko. [2.643]
2Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296]
Vocabulaire 
Synonymes Itompokolahy
Antonymes 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/07/26