Entrée | Rajaonarivelo Auguste | |
Mots élémentaires | Rajaonarivelo ; Auguste | |
Partie du discours | nom propre (anthroponyme) | |
Explications en malgache | Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) (Anarana indrana: Auguste Rajon, Astre) [3.1] | |
Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [2.314] | ||
Vocabulaire | Histoire: personnages ~ Littérature: auteurs | |
Ouvrages littéraires | Afon' Antongona 1959 Angolangolan' ny Tanora Antananarivo miantsena 1958/02/27 Bina 1933 Havesatry ny harena Robin' Ikamadonto | |
Mis à jour le 2023/11/20 |