Entrée |
poa-
|
Partie du discours | forme morphologique de poaka
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
poa
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | Teny enti-milaza ny feo heno rehefa mandrehoka [1.1]
|
Explications en anglais | An interjection of dislike accompanied by spitting [1.2]
|
Explications en français | Exprime le bruit fait en crachant [1.3]
|
Exemples | Dia mandrora izy hoe: "Poa!"
[2.69]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
poa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny voateny raha misy zavatra ratsy maharikoriko, zava-tsy tiana na mahasosotra:
Poa! ataoko inona akory iny! Teny voateny raha maharay zava-maloto ny zaza, ka asaina ariany io voarainy io:
Poa! maloto iny fa ario! [1.1]
|
Explications en français | Terme de mépris: fi! fi donc! [1.3]
|
Exemples | Poa toy izay anefa, injay.
[2.445]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée |
Poa
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Puah [2.996]
|
Explications en français | Pua [2.996]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Citations bibliques |
|