Entrée |
ory
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory Mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
Ampijalina, ampahorina Hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1]
|
Explications en anglais | (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [1.2]
|
| Miserable, wretched, poor [1.7]
|
Explications en français | Pauvre [1.3, 1.8]
|
| Affligé, malheureux [1.3]
|
| Taquiné [1.3]
|
| Misérable [1.8]
|
Exemples |
1 | fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany!
[2.324]
|
2 | hony Rangodongodona manao ahoana izany toetry ny ory?
[2.131]
|
3 | Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika!
[2.69]
|
|
Morphologie |
Simple : |
ory |
Impératif : |
oria |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
ory
(otra)
|
Partie du discours | impératif du verbe passif orina
|
|
Entrée |
Ory
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Uri [2.996]
|
Explications en français | Uri [2.996]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
|