Entrée |
Nehemia
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en malgache | Zanak' i Hakalia, ary toa avy tamin' ny firenen' ny
Joda izy,
ka nalevina tao
Jerosalema rainy sy
Hanany rahalahiny
[1.38]
|
Explications en anglais | Nehemiah [2.996]
|
Explications en français | Néhémie [2.996]
|
Vocabulaire |
Citations bibliques |
|
Entrée |
Nehemia
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en malgache | Anankiray tamin' ny Jiosy izay nanaraka an' i
Zerobabela nitarika ny namany,
izay efa voababo hiakatra avy any
Babylona ka hiverina ho any
Jerosalema sy
Jodia indray
[1.38]
|
Explications en anglais | Nehemiah [2.996]
|
Explications en français | Néhémie [2.996]
|
Vocabulaire |
Citations bibliques |
|
Entrée |
Nehemia
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en malgache | Zanak' i Azboka, mpanapaka ny antsasak' i
Beti-zora, ary isan' izay olona nanampy an' i
Nehemia hanorina ny mandan' i
Jerosalema
[1.38]
|
Explications en anglais | Nehemiah [2.996]
|
Explications en français | Néhèmya [2.996]
|
Vocabulaire |
Citations bibliques |
|
Entrée |
Nehemia
|
Partie du discours | nom propre (livre biblique)
|
Explications en anglais | Nehemia: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
Explications en malgache |
[1.38]
|
Explications en anglais | Nehemiah: one of the books of the Bible
[2.996]
|
Explications en français | Néhémie: un des livres de la Bible
[2.996]
|
Vocabulaire |
|