Entrée leo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Mitovy hevitra: boboka ~ tofoka ~ tohina ~ tola
Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
Mitovy hevitra: afapo ~ boboka ~ disaka ~ lamoka ~ lao ~ leom-boananana ~ lotika ~ malikiliky ~ malilo ~ mamo ~ monaina ~ monamonaina ~ tala ~ tofoka ~ tsy tia hiherika ~ tsy tia mainty ~ tsy tia mololo ~ tsy tia veroka ~ tsy tia vovoka ~ tsy tia zava-boribory [1.1]
Explications en anglais Has had enough and too much; disgusted
Drunk [1.7]
Explications en français Qui en a assez; dégoûté [1.3]
 Ivre [1.3]
 Indisposé par un narcotique [1.3]
 Qui n'en veut plus
Assoupi, étourdi [1.3]
Morphologie 
Présent : leo, leoko, leonao, leony, leontsika, leonay, leonareo, leon', leon-, leom-
Passé : leo, leoko, leonao, leony, leontsika, leonay, leonareo, leon', leon-, leom-
Futur : ho leo, ho leoko, ho leonao, ho leony, ho leontsika, ho leonay, ho leonareo, ho leon', ho leon-, ho leom-
Dérivés 
 
Synonymes leony
Mots composés 
Proverbes 

Entrée leo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho
Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1]
Explications en anglais Equalled, matched, overcome [1.2]
 Borne, sustained [1.2, 1.7]
Explications en français Supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre: ~ Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3]
 Supporté [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Ethnonymes 

Entrée leo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara, Tanosy] laona [1.78]

Entrée leo
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en anglais  [Provincial] To-day [1.2]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31