Entrée Karemy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fepotoana efapolo andro manomboka ny Alarobian' ny lavenona ka miafara amin' ny asabotsy masina, ifadian' ny kristianina katolika hanina sy hena isan-jomà ho fanaovana asa fivalozana [1.1]
Explications en anglais Lent [1.7]
Explications en français Carême [1.3]
Vocabulaire 
Origine Français: carême.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31