Entrée horita
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona fatra-pitsentsitra ny madinika [1.1]
Explications en français [ orita ] Bourgeois [1.13]

Entrée horita
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony [1.1]
Explications en français [ orita ] Pieuvre [1.13]
Vocabulaire 

Entrée horita
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsimisaraka] Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ». [1.196]
Nom scientifique Musa paradisiaca
Vocabulaire 

Entrée Horita
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en malgache Mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy. Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [1.38]
Explications en anglais Horites [2.996]
Explications en français Horites [2.996]
Exemples ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra. [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Horeana
Citations bibliques 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/05/27