Entrée fanisana (isa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fijerena ny isan-javatra na isan' olona [1.1]
Explications en anglais The act of counting [1.7]
Explications en français L'action de compter [1.3, 1.8]
 Pointage, enregistrement, recensement [1.13]
Exemples 
1fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; [4.27]
2Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472]
Mots composés 
Articles 

Entrée fanisana (sisa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana [1.1]
Explications en français L'action de laisser des restes, la cause [1.3]

Entrée Fanisana
Partie du discours nom propre (livre biblique)
Explications en anglais Fanisana, Nomery: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Explications en malgache (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. [2.611]
Explications en anglais Numbers: one of the books of the Bible [3.1]
Explications en français Nombres: un des livres de la Bible [3.1]
Vocabulaire 
Synonymes Nomery
Articles 
Texte complet Bibles parallèles

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11