|
|
|
|

Entrée1  Anjoaty
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Vocabulaire  3  Histoire: clans, tribus
Explications en malgache  4  karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Betsimisaraka] [1.78]
Exemples  5  Ao koa ireo anjoaty sakalava izay mahatsiaro tena ho Sakalava kanefa tsy Sakalava fotsiny fa indrindra koa anjoaty na Onjatsy. [2.508#]
Synonymes  6  anjoatsy, anjoatsy

Anagrammes  7  anjatoy, Anjoaty

Mis à jour le 2024/10/20