Entrée | 1 Anjoatsy |
Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
Vocabulaire |
3 Histoire: clans, tribus |
Explications en malgache |
4 karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohémar [Betsimisaraka]
[1.78] |
Synonymes | 5 anjoaty, anjoaty |
Anagrammes | 6 Anjoatsy, antsojay |
Mis à jour le 2024/10/20 |