|
|
|
|

Entrée1  Anatirova
Mots élémentaires  2  anaty, rova
Partie du discours  3  nom propre (toponyme)
Vocabulaire  4  Géographie: monuments
Exemples  5  Nisy fitopolo ny Vadintany Ambony tao anatirova [2.508#499]
6  Mikorontana ianareo aty anatirova, mikorontana koa ny any [2.528#126]
7  Nampidirina tao anatirova ireo, ka nampisehoan' ireo Betsileo ireo fahaizana [1.437]
8  Voninahitra e izany ka natolotro ny tenako, Ary dia ao anatirova no ho fasana hilevenako! [2.1022]
9  Herintaona no nipetrahany tao anatirova, dia nangataka hampianatra tany Ambohitromby izy [2.649#1065]
Tableaux et planches  10  Liste complète

Anagrammes  11  Anatirova, ivarotana

Mis à jour le 2024/10/20