Entrée vony
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [1.1]
Explications en anglais Yellow [1.7]
Explications en français Couleur jaune [1.8]
Synonymes vonivony
Mots composés 
Phytonymes 
Tableaux et planches Les Couleurs

Entrée vony
Partie du discours nom
Explications en malgache Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [1.1]
 Taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13]
Explications en anglais A flower [1.7]
Explications en français Fleur [1.8, 1.13]
 Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : vony, voniko, voninao, voniny, vonintsika, voninay, voninareo, vonin', vonin-, vonim-
Préfixée : -bony, -boniko, -boninao, -boniny, -bonintsika, -boninay, -boninareo, -bonin', -bonin-, -bonim-
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée voñy
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache  [Taisaka, Tambahoaka] fierena [1.78]

Mis à jour le 2023/06/06