Entrée voky
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?
Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [1.1]
Explications en anglais Filled, satiated, satisfied [1.7]
Explications en français Rassasié, satisfait [1.3, 1.8]
 Qui en a assez
Comblé de richesses [1.3]
Exemples 
1mbola tsy nifamahana ka voky? [2.131]
2Homàna fa izahay efa voky. [2.472]
Morphologie 
Simple : voky
Impératif : vokisa
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Analogues  feno ~ miatiaty ~ afa-po ~ afa-diana ~ boboka
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/23