Entrée velona
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny zanakazo namboleko ~ Mbola velona any ihany va re izay Rabe e!
Mandeha tsara, afaka mandeha: Efa velona ve ilay fiarakodianao?
Maneno, midoboka, mirefodrefotra: Velona ny lakolosy ~ Velona ny amponga ~ Velona ny tehaka raha vao nitsangana fotsiny izy
Mirehitra (amin' ny hevitra ara-bakiteny sy an' ohatra): Efa velona ny afo raha hahandro vary ianao ~ Velona indray ny hatezerany nandre izany teny izany
Mihiratra, voasoritra, manan-kery: Mbola velona tsara izany fiteny izany ~ Mbola velona mandraka ankehitriny ny "Kitay telo andalana"
Manomboka: Naka akalana iray avy izahay telo lahy dia velona tamin' izay ny resaka
Izaitsizy, aoka izany, fatratra: Maimbo velona io hena io izany [1.1]
Explications en anglais Living, alive [1.7]
Explications en français Vivant [1.8]
 Tout ce qui est vivant, aussi bien les plantes que les animaux et les humains [1.196]
Exemples 
1fa raha velona ny aina tsy maintsy mihaona [2.131]
2Mbola velona ihany hianao Razay! [2.324]
3Filazana toetr'olom-belona hiany izany. [2.59]
4Raha velona moa aho, iza no mba hovantaniko? [2.471]
5tsy anisan' ny velona intsony ny zokiko. [2.472]
Morphologie 
Simple : velona, velon', velon-, velom-, velo-
Préfixée : -belona, -belon', -belon-, -belom-, -belo-
Impératif : veloma
Dérivés 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Anthroponymes 
Titres Md François hafatra velona
Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava
Toponymes 
Proverbes 

Entrée velona
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache Teny atao firarian-tsoa raha misy olona mievina: Velona e! [1.1]

Entrée velona
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Bezanozano] Be voninahitra [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/21