Entrée tsara
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano
Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara
Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara
Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto
Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay!
Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy
Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara
Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1]
Explications en anglais Good; well [1.7]
Explications en français Bon [1.3, 1.8]
 Qui a de bonnes qualités, beau [1.3]
 Bien [1.8]
Exemples Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
Morphologie 
Simple : tsara
Impératif : tsa
Dérivés 
Antonymes 
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée tsa
Partie du discours impératif de l'adjectif [liste complète]
Explications en français Soyez bon [1.3]
Mots composés 

Entrée tsara
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1]
Explications en français Jugement [1.3]
Dérivés 

Entrée tsara
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] teny, resaka [1.78]
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  fototsara ~ marotsara

Entrée tsara
Partie du discours nom
Explications en français  [Bezanozano] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11