Entrée osy
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1]
Explications en anglais A goat (Capra hircus) [1.2]
 A goat [1.7]
Explications en français Bouc [1.54]
 Chèvre [1.3, 1.8]
Nom scientifique Capra hircus
Exemples Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/15