Entrée itsy
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [1.1]
Explications en anglais That, not very close (in sight) [1.7]
Explications en français Celui-là, pas bien loin (visible) [1.8]
Exemples aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo! [2.69]
Dérivés 
Mots composés 
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée itsy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [1.1]
Exemples 
1Ka aok'itsy, anaka. [2.588]
2aoka itsy, aoka itsy. [2.285]

Mis à jour le 2022/05/02